Ampidiro ny laharan'ny telefaoninao raha mila fanazavana fanampiny


Inona ny mTOMADY?
mTOMADY dia poketra ho an’ny fahasalamana ao anatin’ny telefaonina. Manamora ny fitehirizana sy fandraisana vola entina handoavana fanafody sy fitsaboina mandritry ny fitondrana vohoka sy ny fiterahana. Misy tolotra maro hafa maimaimpoana ihany koa azon’ny mpikambana. Anisan’izany ny fandraisana an-tanana ny echographie sy fitanterana ambulance avy ao amin’ny CSB makeny amin’ny hopitaly raha sendra misy fahasarotana mandritry ny vohoka na ny fiterahana.
Ahoana ny fandehany?
Mba ahafahanao mandray ny tolotra sy tombotsoa mTOMADY dia vakio sy ekeo ny fepetra ary midirà mpikambana. Manampy anao amin’izany ny agent mTOMADY na miantsò maimaimpoana ny 556.


Ahoana ny fandehany?
Mba ahafahanao mahazo malalaka ny tolotra sy tombotsoa mTOMADY dia vakio sy ekeo ny fepetra ary midirà mpikambana. Manampy anao amin’izany ny agent mTOMADY na miantsò maimaimpoana ny 556.

Aiza avy?
Mitombo hatrany ny CSB eto Antananarivo ahitanao ny mTOMADY. Fantarò aiza. Mandray anjara amin’ny tetik’asa ‘Fitsaboana tsara kalitao’ izy ireo.
mtomady.com © 2018 | Fepetra Ankapobeny - Fiarovana ny angona manokana